Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:19 - Baiboly Katolika

19 Notantarain’i Tobia tamin-drainy aman-dreniny ny soa rehetra natolotr’Andriamanitra azy, tamin’ny nataon’ity lehilahy nitari-dalana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 I Ahikara sy i Nadaba, izay samy zana-drahalahin’i Tôbita, dia tonga teo aminy koa ary nifaly.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra