Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:18 - Baiboly Katolika

18 Hafitoana taorian’izany, dia tonga koa i Sarà sy ny mpanompony rehetra samy salama tsara, mbamin’ny biby fiompiny aman-drameva ary ny vola rehetra tamin’ny fanambadiany, sy ilay naverin’i Gabelosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tamin’io andro io dia fifaliana no teo anivon’ireo Jiosy rehetra tao Ninive.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra