Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:17 - Baiboly Katolika17 Hoy i Tobia: «Misaotra Anao aho, ry Tompo Andriamanitr’i Israely, fa nofaizinao aho, dia nositraninao indray; ary indro mahita an’i Tobia zanako aho.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nony injay izy tonga teo akaikin’i Sarà, vadin’i Tôbià zanany, dia nitsodrano azy ka niteny hoe: –Arahaba tonga soa ianao, ry zanako vavy! Hankalazaina anie ilay Andriamanitrao fa nitondra anao ho aty aminay! Hotahîna anie ny rainao, hotahina anie i Tôbià zanako, ary hotahîna anie ianao, ry zanako vavy! Mandrosoa ao an-tranonao, fa raisina soa aman-tsara ao ianao, mandrosoa ombàm-pitahiana sy hafaliana ianao, ry zanako vavy! Jereo ny toko |