Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:16 - Baiboly Katolika16 Koa nisaotra an’Andriamanitra izy ireo, dia izy sy ny vadiny mbamin’izay rehetra nahalala azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Faly sy nankalaza an’Andriamanitra koa i Tôbita no niainga hitsena ny vinantovaviny teo am-bavahadin’i Ninive. Hitan’ireo Ninivita izy nandeha sy nivezivezy tamin’ny famindra hentitra sady tsy nisy olona nitarika, ka talanjona ny olona. Dia nambaran’i Tôbita teo anatrehany fa namindran’Andriamanitra fo izy ary nampahiratiny maso indray. Jereo ny toko |