Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:15 - Baiboly Katolika

15 Noraisin’i Tobia izay, nosintoniny hiala amin’ny mason-drainy, dia nahiratra niaraka tamin’izay izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Faly sy nankalaza an’Andriamanitra tamim-peo avo i Tôbià no niditra tao an-trano. Notantarainy tamin-drainy ny zava-drehetra: tomombana tsara ny dia, azony ny vola, ary nanambady an’i Sarà zanakavavin’i Ragoela izy. Sady nampiany hoe: –Indro fa tonga ao izy, efa eo akaikin’ny vavahadin’i Ninive.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra