Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:14 - Baiboly Katolika14 Niandry sahabo ho antsasak’adiny izy, dia nisy zavatra fotsifotsy hoatra ny hoditr’atody nanomboka niala avy ao amin’ny masony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia nampian’i Tôbita hoe: –Hankalazaina anie Andriamanitra! Hankalazaina anie ny anarany be voninahitra! Hankalazaina anie ireo anjeliny masina rehetra! Enga anie hiaro antsika hatrany ny anarany be voninahitra! Hankalazaina amin’ny taona rehetra anie ireo anjeliny masina rehetra! Nanome fitsapana ahy Izy, fa indro aho afa-mahita indray an’i Tôbià zanako. Jereo ny toko |