Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:13 - Baiboly Katolika13 Niaraka tamin’izay, nalain’i Tobia ny aferon-kazandrano, ka nohosorany tamin’io ny mason-drainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Tamin’izay i Tôbita dia niantoraka teo am-bozon’i Tôbià, ka sady nitomany no niteny hoe: –Hitako ianao, anaka, ianao izay nampahazava ny masoko. Jereo ny toko |