Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:12 - Baiboly Katolika12 Nony avy nitsaoka sy nisaotra an’Andriamanitra izy ireo, dia nipetraka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Avy eo i Tôbià nampiasa tanan-droa hampiendaka ny kiran-javatra fotsifotsy tamin’ny zoromason-drainy. Jereo ny toko |