Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:11 - Baiboly Katolika

11 Nofihininy tamin’ny tanany sy nohorokorohany izy, ary torak’izany koa no nataon’ny vadiny, dia samy latsa-dranomason-kafaliana izy mivady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ary nanatona azy ny zanany lahy izay efa nitazona ny aferon-trondro teny an-tanany; dia nitsoka tamin’ny mason-drainy izy, ary namihina azy sy niteny taminy hoe: –Mahereza, ry dada! Dia nasiany an’ilay fanafody ny mason’i Tôbià ary navelany hiasa izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra