Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:10 - Baiboly Katolika10 Dia nitsangana ity ray jamba, ka rafitra nihazakazaka, fa tafintohina ny tongony ka noraisin’ny mpanompo anankiray tamin’ny tanany izy handeha hitsena an-janany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 I Tôbita kosa nitsangana ka lasa nivoaka ilay varavaran’ny tokotany, na dia tafintohintohina aza. Jereo ny toko |