Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:1 - Baiboly Katolika1 Nony niverina izy ireo, ka tonga tao Karàna, tanàna eo amin’ny fisasahan-dalana mankany Niniva, tamin’ny andro faha-11, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa nanakaiky an’i Kaserîna, izay tanàna nifanila tamin’i Ninive, ireto mpiara-dalana, dia hoy i Rafaela hoe: Jereo ny toko |