Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:9 - Baiboly Katolika9 Namaly azy i Tobia nanao hoe: «Fantatro fa efa manisa andro ihany idada sy ineny, ka manahy erỳ ny fanahiny ao anatiny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Hoy kosa i Ragoela tamin’i Tôbià: –Mijanòna re, anaka, mijanòna eto amiko, fa handefasako iraka i Tôbita rainao mba hampahafantatra azy ny momba anao. Fa novalian’i Tôbià hoe: –Tsy izany akory, fa miangavy anao aho mba hamela ahy hiverina any amin-draiko. Jereo ny toko |