Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:8 - Baiboly Katolika8 I Ragoela anefa nilaza tamin’ny vinantony hoe: «Mijanòna eto, fa haniraka ho any amin’i Tobia rainao aho, hilaza ny fahasalamanao». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Rehefa tapitra ny efatra ambin’ny folo andro nianianan’i Ragoela hatokana ho an’ny fampakarana ny zanany vavy, dia lasa i Tôbià nilaza tamin’ny rafozan-dahiny hoe: –Mba avelao aho handeha! Fantatro manko fa tsy matoky ny hahita ahy intsony ny ray aman-dreniko. Koa miangavy anao aho mba hamela ahy hiverina any amin-draiko. Efa nampahafantariko anao ny toe-pahasalamany fony izy nilaozako. Jereo ny toko |