Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 10:7 - Baiboly Katolika

7 Tsy azo nampanginina anefa ravehivavy; mivoaka ny trano izy isan’andro izao, mijery atsỳ sy arỳ, mankamin’ny lalana rehetra izay azo ampoizina hiverenany, mba hahatazanany azy lavidavitra ahay raha azo atao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Fa hoy i Hanà hoe: –Aza miteny amiko intsony ianao, ary aza mandainga amiko. Maty ny zanako! Isan’andro i Hanà dia dodona mivoaka ny trano mba hitazantazana ny lalana izay niaingan’i Tôbià, satria tsy nisy olona nitokiany intsony. Rehefa nilentika ny masoandro, vao izay izy no miditra an-trano ka nidradradradra sy nitomany mandritra ny alina manontolo sady tsy nahita tory.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 10:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra