Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 10:6 - Baiboly Katolika

6 Ary hoy i Tobia taminy: «Aoka izay ny fitarainanao ary aza miahiahy, fa salama tsara ny zanatsika, sady olona tena mahatoky ilay nampandehanantsika hiaraka aminy iny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Hoy kosa i Tôbita namaly azy: –Mangina ianao, ry vady malalako, aza manana ahiahy, fa salama tsara izy. Zavatra tsy nampoizina mihitsy no nianjady taminy. Sady ilay mpiara-dia aminy koa dia olona mahatoky, anisan’ireo mpiray firenena amintsika. Aza mitebiteby momba an’i Tôbià ianao, ry vady malalako, fa efa ho tonga izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 10:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra