Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:4 - Baiboly Katolika4 Ireniny indrindra no namarin-dranomaso tsy an-kijanona nanao hoe: «Indrisy! Indrisy! anaka, inona foana re no nanirahanay anao any lavitra any, nefa ianao no fahazavan’ny masonay, tohan’ny fahanteranay, fanalana alahelonay amin’ny andro iainanay, ary hianteheranay tsy hahafaty maso anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 ary i Hanà vadiny dia niteny hoe: –Maty izay ny zanako ary efa tsy anisan’ny velona intsony! Dia nanomboka nitomany sy nidradradradra ravehivavy teo am-pieritreretana an-janany, ka nanao hoe: Jereo ny toko |