Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:2 - Baiboly Katolika2 Dia ho faty ve i Gabelosa ka tsy misy olona handraisany ny vola?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 ka hoy i Tôbita anakampony: «Angamba voatazona any izy? Angamba maty i Gabaela ka tsy nisy olona hanome azy ilay vola?» Jereo ny toko |