Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:11 - Baiboly Katolika11 «Ho eny amin’ny lalana alehanareo anie ny Anjely masin’ny Tompo, ka hitari-dalana anareo mandra-pahatonganareo soa aman-tsara any aminareo; hiadana tsara anie no aoka hahitanareo ny zavatra rehetra any amin-dray aman-dreninareo, ary hahita ny zanakareo alohan’ny hahafatesako anie ny masoko.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Navelan’i Ragoela handeha soa aman-tsara izy rehetra, ary nataony veloma i Tobià ka nilazany hoe: –Salamà tsara ianao, anaka; ary soava dia. Ilay Tompon’ny lanitra anie hanambina anao sy i Sarà vadinao amin’ny dia! Ary enga anie aho hahita ny zanakareo alohan’ny hahafatesako! Jereo ny toko |