Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 10:10 - Baiboly Katolika

10 Mbola niangavy fatratra tamin’i Tobia ihany indray anefa izy, fa tsy nisy neken’io izay nataony antony, ka natolony azy i Sarà, mbamin’ny antsasak’izay nananany rehetra, na ankizy lahy, na ankizy vavy, na biby fiompy, na rameva na ombivavy, na vola izay nananany be, dia navelany handeha izy, salama tsara sy feno hafaliana, nataony hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Teo no ho eo dia natolotr’i Ragoela tamin’i Tôbià i Sarà vadiny ary nomeny azy koa ny antsasak’izay rehetra nananany: dia mpanompolahy sy mpanompovavy, omby sy ondry ary boriky sy rameva, akanjo sy fanaka isan-karazany ary vola.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 10:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra