Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 10:1 - Baiboly Katolika1 Nony mbola nahemotremotr’i Tobia ny fiaingany, azon’ny fampakaram-bady, dia velona ahiahy erỳ i Tobia rainy: «Avy amin’inona, hoy izy anakampo, no tratra ela ny zanako? Inona no antony mitana azy amin’izany tany izany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Isan’andro vaky kosa i Tôbita dia manombantombana ny fotoana ilaina handehanana mankany Ragao sy hiverenana avy any. Rehefa tapitra izany fotoana izany, dia tsy mbola tafaverina ihany ny zanany lahy; Jereo ny toko |