Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Romana 6:1 - Baiboly Katolika

1 Inona àry no holazaintsika: mbola hitoetra amin’ny fahotana ihany va isika, hitomboan’ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ny ota ihany va isika mba hitomboan’ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Inona àry no holazaintsika? Hitoetra ao amin’ny fahotana ve isika mba hitomboan’ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Inona àry no holazaintsika? Hitoetra ao amin’ny fahotana ve isika mba hitomboan’ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 INONA ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ny ota ihany va isika hitomboan’ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana?

Jereo ny toko dika mitovy




Romana 6:1
9 Rohy Ifampitohizana  

Sa, saingy be famindram-po sy fandeferana amam-piaretana Izy ka dia tsy ahoanao? Tsy fantatrao va fa ny hatsaram-pon’Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka?


Koa mandrava ny Lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria! fa mainka mampiorina ny Lalàna isika.


Ahoana àry: hanota va isika, satria tsy ao ambanin’ny Lalàna, fa ao ambanin’ny fahasoavana? Sanatria izany!


Efa voaantso ho amin’ny fahafahana ianareo, ry kristianina havana; kanefa aoka tsy hoentinareo manaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa samia milatsa-tenany amim-pitiavana ho mpanompon’ny namany avy.


Olona afaka ianareo, nefa aoka ny fahafahana tsy hoenti-manarona ny ratsy, fa manaova toy ny mpanompon’Andriamanitra.


Fa misy olona sasany tafiditra an-tsokosoko aminareo, dia olona voasoratra hatry ny ela fa hanamelo-tena amin’izany, olona ratsy fanahy, mamadika ny fahasoavan’Andriamanitra ho fahalotoana, sady mandà an’i Jesoa Kristy, Andrian-tokana sy Tompontsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra