Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Romana 3:16 - Baiboly Katolika

16 fandravana sy fampahoriana no eo amin’ny alehany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 fandravana sy fandringanana no eo amin’ny lalany

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 ka mandrava sy mampahory amin’izay alehany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 ka mandrava sy mampahory amin’izay alehany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Fandravana sy fandringanana no eo amin’ny alehany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Fandravana sy fandringanana no eo amin'ny alehany;

Jereo ny toko dika mitovy




Romana 3:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa ambinina hatrany hatrany izy, amin’izay alehany. Ny fitsaranao dia avo loatra ka tsy ahoany; ny mpandrafy azy, tsofiny indray mandeha dia mihahaka.


Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy ny Andriamanitro.


ny handatsa-dra no mahamailaka ny tongony;


ny lalan’ny fiadanana tsy fantany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra