Nomery 33:55 - Baiboly Katolika55 Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo kosa ny mponina amin’ny tany dia ho tsilo amin’ny masonareo sy fitsindrona amin’ny lanivoanareo izay sisa tavela aminy. Ka ny fanao amin’ny fahavalo no hataony aminareo amin’ny tany honenanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201155 Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin’ny tany dia ho lay amin’ny masonareo sy ho tsilo amin’ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo ka handrafy anareo eo amin’ny tany izay onenanareo izy ireny; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA55 Fa raha tsy roahinareo ny mponina rehetra amin’ny tany ao, dia ho lay amin’ny masonareo sy ho tsilo amin’ny tehezanareo izay olona sisa tavela ka hampijaly anareo eo amin’ny tany honenanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 Fa raha tsy roahinareo ny mponina rehetra amin’ny tany ao, dia ho lay amin’ny masonareo sy ho tsilo amin’ny tehezanareo izay olona sisa tavela ka hampijaly anareo eo amin’ny tany honenanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy55 Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin’ny tany, dia ho lay amin’ny masonareo sy ho tsilo amin’ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo, ka handrafy anareo eo amin’ny tany izay onenanareo izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible55 Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin'ny tany, dia ho lay amin'ny masonareo sy ho tsilo amin'ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo, ka handrafy anareo eo amin'ny tany izay onenanareo izy; Jereo ny toko |