Nomery 33:31 - Baiboly Katolika31 Niala tao Môserôta izy, dia nitoby tao Bene-Jaakàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Niala tao Moserota dia nitoby tao Bene-Jakana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 niala teo Môserôta, dia nitoby tao Bene-Jahakàna; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 niala teo Môserôta, dia nitoby tao Bene-Jahakàna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana. Jereo ny toko |