Nomery 31:32 - Baiboly Katolika32 Tamin’ny zavatra norobainy, ny sisan’ny babo azon’ny mpanafika, dia nisy ondry 675.000, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy dimy arivo sy fito alina sy enina hetsy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Ny sisa tavela tamin’ireo babo azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy 675 000, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ny sisa tavela tamin’ireo babo azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy 675 000, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon’ny mpanafika, dia ondry aman-osy dimy arivo amby fito alina sy enina hetsy, Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon'ny mpanafika, dia ondry aman'osy dimy arivo amby fito alina sy enina hetsy, Jereo ny toko |