Nomery 31:23 - Baiboly Katolika23 mbamin’ny zavatra rehetra sahy afo, ataovy amin’ny afo dia hadio izy; nefa mbola hodiovina amin’ny rano fandiovana izy. Ary izay rehetra tsy sahy afo, dia ataovy amin’ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 dia ny zavatra rehetra izay mahatanty afo, dia ataovy ao amin’ny afo mba hadio. Kanefa hodiovina amin’ny rano fanadiovana koa izy; ary izay rehetra tsy maharitra afo kosa dia ataovy ao amin’ny rano ihany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 izany hoe ny zavatra rehetra mahatanty afo, dia sedrao amin’ny afo ho afa-doto, vao atsobohy ao amin’ny rano fanadiovana. Ary izay tsy mahatanty afo kosa dia atsobohy fotsiny ao anaty rano fanadiovana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 izany hoe ny zavatra rehetra mahatanty afo, dia sedrao amin’ny afo ho afa-doto, vao atsobohy ao amin’ny rano fanadiovana. Ary izay tsy mahatanty afo kosa dia atsobohy fotsiny ao anaty rano fanadiovana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 dia ny zavatra rehetra izay maharitra afo, dia ataovy ao amin’ny afo, dia hadio, kanefa hodiovina amin’ny rano fanadiovana koa izy; ary izay rehetra tsy maharitra afo kosa dia ataovy ao amin’ny rano ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 dia ny zavatra rehetra izay maharitra afo, dia ataovy ao amin'ny afo, dia hadio, kanefa hodiovina amin'ny rano fanadiovana koa izy; ary izay rehetra tsy maharitra afo kosa dia ataovy ao amin'ny rano ihany. Jereo ny toko |