Nomery 29:37 - Baiboly Katolika37 mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry manaraka ny fitsipika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 ampiana ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry hatolotr’ireo sy ny fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra lafarinina sy divay momba azy araka ny mahazatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra lafarinina sy divay momba azy araka ny mahazatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoMalagasy Bible37 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny toko |