Nomery 28:28 - Baiboly Katolika28 ary ny hatao fanatitra momba azy, dia lafarina tsara indrindra voadity amin’ny diloilo, telo ampahafolony isan’ombalahy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto voaharo diloilo, telo ampahafolon’ny efaha, ampombaina ny ombilahy tsirairay, roa ampahafolon’ny efaha, ampombaina ny ondrilahy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ny efaha amin’ny isam-bantotr’ombilahy iray, roa ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-ondrilahy iray, Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan'ondrilahy iray, Jereo ny toko |
Fa ny mpanapaka kosa no hiantoka ny sorona dorana, ny fanatitra, ary ny fanatitra araraka, amin’ny fety sy ny voaloham-bolana aman-tsabata, amin’ny fety lehibe rehetra ankalazain’ny taranak’i Israely; izy no hamonona ny ilaina hatao sorona noho ny ota, na fanatitra, na sorona dorana, na sorona fisaorana, hanaovana fifonana ho an’ny taranak’i Israely.