Nahoma 1:11 - Baiboly Katolika11 Avy taminao no nivoahan’ilay misain-dratsy hanoherana an’i Iaveh, izay mamoron-kevitra mahameloka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Avy tao aminao no nivoahan’ny iray izay misain-dratsy hoenti-manohitra NY TOMPO sady mamoron-kevi-dratsy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Avy tao aminao, ry Ninive, no nipoitra ilay misain-dratsy hanohitra ny TOMPO dia ilay lehilahy mpamorona hevi-poana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Avy tao aminao, ry Ninive, no nipoitra ilay misain-dratsy hanohitra ny TOMPO dia ilay lehilahy mpamorona hevi-poana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Avy tao aminao no nivoahan’ny anankiray izay misain-dratsy ho enti-manohitra an’i Jehovah Sady mamoron-kevi-dratsy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Avy tao aminao no nivoahan'ny anankiray izay misain-dratsy ho enti-manohitra an'i Jehovah Sady mamoron-kevi-dratsy. Jereo ny toko |