Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 7:21 - Baiboly Katolika

21 Aza asianao raharaha loatra izao teny lazaina rehetra izao; fandrao dia renao manozona anao ny mpanomponao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Aza mihaino izay teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Aza henoina avokoa izay rehetra lazain’ny olona, fandrao handre ny mpanomponao hiteny ratsy anao ianao amin’ny farany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Aza henoina avokoa izay rehetra lazain’ny olona, fandrao handre ny mpanomponao hiteny ratsy anao ianao amin’ny farany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao hianao;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao;

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 7:21
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy ny navalin’ny mpanjaka: «Tsy manan-draharaha aminareo aho, ry zanak’i Sarvià! Aoka hanozona izy, satria fa raha i Iaveh no nanao taminy hoe: Ozony i Davida: zovy moa no hanao aminy hoe: Ahoana no anaovanao izany?»


Efa tafita ny lakan-drafitra hitondra ny ankohonan’ny mpanjaka sy hanaovany izay sitrany. Nony efa hita an’i Jordany ny mpanjaka, dia nihohoka tamin’ny tongotry ny mpanjaka i Semeià zanak’i Gerà, nanao tamin’ny mpanjaka hoe:


Aza manendrikendrika mpanompo amin’ny tompony, fandrao hozoniny ianao, ka hitondra faisana amin’izany.


Satria fantatry ny fieritreretanao fa matetika dia efa nanozona ny sasany koa ianao.


dia ireo manameloka olona noho ny teniny indraimbava; mamela-pandrika ho an’izay namaky betroka azy eo am-bavahady; ary mamery ny marina amin’ny laingany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra