Mpitoriteny 3:15 - Baiboly Katolika15 Ny atao izao dia efa nisy sahady, ary izay mbola hatao koa, efa nisy sahady; fa averin’Andriamanitra ny efa lasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Izay atao izao dia efa natao fahiny ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; na dia ny efa lasa aza dia mbola tadiavin’Andriamanitra indray. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Izay rehetra mitranga amin’izao fotoana izao sy izay mbola ho avy dia efa nisy tamin’ny lasa. Ataon’Andriamanitra miverimberina ny zava-mitranga. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Izay rehetra mitranga amin’izao fotoana izao sy izay mbola ho avy dia efa nisy tamin’ny lasa. Ataon’Andriamanitra miverimberina ny zava-mitranga. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Izay atao izao dia efa natao fahiny; ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; ary mbola tadiavin’Andriamanitra indray izay efa lasa. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Izay atao izao dia efa natao fahiny; ary izay mbola ho avy dia efa nisy fahiny ihany koa; ary mbola tadiavin'Andriamanitra indray izay efa lasa. Jereo ny toko |