Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 10:13 - Baiboly Katolika

13 Ny fiandohan’ny teny avy amin’ny vavany, fahadalana; ary fiafaran’ny lahateniny koa, fahaverezan-tsaina misafoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny fiandohan’ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran’ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 Fahadalana no fiandohan’ny teny aloaky ny vavany; fa ny fiafarany kosa dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fahadalana no fiandohan’ny teny aloaky ny vavany; fa ny fiafarany kosa dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ny fiandohan’ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran’ny teniny dia fahavezeran-tsaina mampidi-doza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ny fiandohan'ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran'ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 10:13
25 Rohy Ifampitohizana  

Nandroso nankany Galgalà ny mpanjaka dia niaraka taminy i Kamaama, ary ny lehilahy rehetra amin’i Jodà, sy ny antsasaky ny lehilahy amin’i Israely samy nanotrona ny mpanjaka.


Dia hoy izy: «Raha i Iaveh tsy mamonjy anao, amin’inona no azoko amonjena anao? Amin’ny vokatry ny famoloana sa amin’ny famiazam-boaloboka?»


Ary hoy ny mpanjaka: «Hataon’i Iaveh amin’izay ngidiny indrindra anie aho, raha tafajanona eo amin’ny tenany ihany anio ny lohan’i Elisea zanak’i Safata.»


Ny olo-marina rehetra miasa amim-piheverana; fa ny adala kosa manampatra ny hadalany.


Raha ny hendry no miady amin’adala, na tezitra izy na mihomehy, tsy hisy fihavanana.


Mampitombo ny teny ho maro, ny adala!... Tsy fantatry ny olona izay ho avy; ary iza no hilaza aminy izay ho avy any aoriany?


Fa ny hamaroan-draharaha, miteraka nofy; ary ny hamaroan-teny, mampisy rediredin’adala.


Nikezaka aho, ary ny foko nitady, hahalala, hamototra sy handalina ny fahendrena aman’anton-javatra, ary hitako fa fahaverezan-tsaina ny faharatsiana, ary rediredy foana ny fitondran-tena adala.


Ary nony efa hitan’i Herôda fa voafitaky ny Majy izy, dia tezitra indrindra izy ka naniraka namono ny zazakely rehetra tao Betlehema sy tamin’ny tany manodidina, hatramin’ny roa taona no ho midina, araka ny andro nofotopotorany tamin’ny Majy.


Fa velona eritreritra ilay Farisianina nahita ity Izy tsy nisasa alohan’ny hihinana,


Fa iretsy kosa safotry ny hatezerana, ka nioko ny amin’izay hanaovany an’i Jesoa.


Dia hoy ny Farisianina sasany taminy: «Nahoana ianareo no manao ny tsy fanao amin’ny sabata?»


Fa i Lazara koa dia efa notetehin’ny lehiben’ny mpisorona hovonoina,


Ka nony tamin’ny andro fahafito dia hoy izy tamin’ny vadin’i Samsôna: «Taomy ny vadinao hilaza aminay ny hevitry ny ankamantatra, fa raha tsy izany, hodoranay avokoa ianao sy ny ankohonan-drainao. Sa ny hataonareo mafafa no nanasanareo anay?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra