Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 5:38 - Baiboly Katolika

38 Efa renareo fa voalaza hoe: Maso efai-maso, nify efai-nify.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Efa renareo fa voalaza hoe: «Maso solon’ny maso ary nify solon’ny nify» (Eks 21.24).

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 –Efa renareo fa voalaza hoe: «Maso efai-maso, nify efai-nify!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 –Efa renareo fa voalaza hoe: «Maso efai-maso, nify efai-nify!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Efa renareo fa voalaza hoe: ,,Maso solon’ny maso, ary nify solon’ny nify’’ (Eks. 21.24).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Efa renareo fa voalaza hoe: Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify (Eks. 21. 24).

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 5:38
6 Rohy Ifampitohizana  

Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mamono olona, ary izay hamono olona dia hohelohina amin’ny fitsarana.


Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe. Aza mijangajanga


dia ampiharo aminy izay nokendreny hatao amin’ny rahalahiny. Izany no hamongoranao ny ratsy eo aminao.


Aza miantra maso akory: aina no solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra