Matio 23:31 - Baiboly Katolika31 Koa amin’izany ny tenanareo ihany no mitsangan-ko vavolombelona fa zanak’izay namono ny mpaminany ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Dia miampanga tena ianareo fa zanak’izay namono ny mpaminany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Koa ny tenanareo no vavolombelona fa taranak’ireo mpamono ny mpaminany ianareo; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Koa ny tenanareo no vavolombelona fa taranak’ireo mpamono ny mpaminany ianareo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ka dia miampanga tena hianareo fa zanak’izay namono ny mpaminany. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ka dia miampanga tena ianareo fa zanak'izay namono ny mpaminany. Jereo ny toko |