Matio 22:31 - Baiboly Katolika31 Ary ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa tsy mba novakinareo va ny teny nolazain’Andriamanitra taminareo hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Koa ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa mbola tsy novakinareo va ny teny nataon’Andriamanitra taminareo milaza hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Ary momba ny hoe fitsanganan’ny maty ho velona, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ilay voalazan’Andriamanitra taminareo hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ary momba ny hoe fitsanganan’ny maty ho velona, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ilay voalazan’Andriamanitra taminareo hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Fa ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ny teny nataon’Andriamanitra taminareo manao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Fa ny amin'ny fitsanganan'ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ny teny nataon'Andriamanitra taminareo manao hoe: Jereo ny toko |