Lioka 1:3 - Baiboly Katolika3 dia nataoko fa mety koa, rehefa niala nenina aho hahalala tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra azy milamina tsara ho anao, ry Teôfily manan-kaja, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Izaho koa mba namotopototra ny zavatra rehetra hatrany am-piandohana, ka sitrako ny manoratra ireny ho anao rehefa nalahatro tsara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Izaho koa mba namotopototra ny zavatra rehetra hatrany am-piandohana, ka sitrako ny manoratra ireny ho anao rehefa nalahatro tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra, Jereo ny tokoMalagasy Bible3 dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin'ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra, Jereo ny toko |