Levitikosy 27:27 - Baiboly Katolika27 Ary ny amin’ny biby maloto dia havotana araka izay tombany hataonao izy, hotongoavina ny ampahadiminy, fa raha tsy avotana izy dia hamidy araka izay hanombananao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Fa raha biby maloto kosa dia havotany araka izay hatao tombany ary hampiany ny ampahadiminy; fa raha tsy havotana izy dia hamidy araka izay nanaovana ny tombany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Raha voalohan-teraka amina biby maloto no hatokana ho an’ny TOMPO, dia azon’ny tompony avotana ilay biby, araka ny tombam-bidy tongoavina ampahadimy; fa raha tsy havotan’ny tompony izy, dia hamidy amin’olon-kafa araka ny tombam-bidiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Raha voalohan-teraka amina biby maloto no hatokana ho an’ny TOMPO, dia azon’ny tompony avotana ilay biby, araka ny tombam-bidy tongoavina ampahadimy; fa raha tsy havotan’ny tompony izy, dia hamidy amin’olon-kafa araka ny tombam-bidiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Fa raha biby maloto kosa, dia havotany araka izay hataonao tombany, ary hampiany ho tonga avy fahenina; fa raha tsy havotana izy, dia hamidy araka izay nataonao tombany. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Fa raha biby maloto kosa, dia havotany araka izay hataonao tombany, ary hampiany ho tonga avy fahenina; fa raha tsy havotana izy, dia hamidy araka izay nataonao tombany. Jereo ny toko |