Levitikosy 25:9 - Baiboly Katolika9 Ny andro fahafolon’ny volana fahafito dia tsofy ataovy manakoako ny feon’ny trômpetra; amin’ny andron’ny fanonerana dia tsofy hatraiza hatraiza eo amin’ny taninareo ny trômpetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia mitsofa anjomara avo feo amin’ny andro fahafolo amin’ny volana fahafito; amin’ny Andro Fanavotana Lehibe no hitsofanareo anjomara manerana ny taninareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ny andro fahafolon’ny volana fahafito, andro fankalazana ny Famelàn-keloka, dia hitsoka anjomara ombàm-pihobiana ianareo ka manerana ny taninareo no hitsofanareo azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny andro fahafolon’ny volana fahafito, andro fankalazana ny Famelàn-keloka, dia hitsoka anjomara ombàm-pihobiana ianareo ka manerana ny taninareo no hitsofanareo azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia mitsofa anjomaro avo feo amin’ny andro fahafolo amin’ny volana fahafito; dia amin’ny andro fanavotana no hitsofanareo anjomara eran’ny taninareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia mitsofa anjomara avo feo amin'ny andro fahafolo amin'ny volana fahafito; dia amin'ny andro fanavotana no hitsofanareo anjomara eran'ny taninareo. Jereo ny toko |