Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 25:8 - Baiboly Katolika

8 Hanisa taon-tsabata fito impito fito taona ianao: fotoana mahalany sivy amby efapolo taona no faharetan’izany taona sabata fito izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Manisà taon-tSabata fito ho anao, fito taona impito, koa ny hanisanao ny andron’ireo taon-tSabata fito ireo dia sivy amby efapolo taona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 «Hanisa fito taona mitsingerina impito ianareo, izany fito taona impito, ka 49 taona no halàvan’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 «Hanisa fito taona mitsingerina impito ianareo, izany fito taona impito, ka 49 taona no halàvan’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron’ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron'ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 25:8
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary tamin’ny andro fahafito dia efa vitan’Andriamanitra ny asa nataony; ka tamin’ny andro fahafito Izy nitsahatra tamin’ny asa rehetra nataony.


Sambatra ny vahoaka mahalala ny hobin-kafaliana, sy mandeha amin’ny fahazavan’ny Tavanao, ry Iaveh!


Ary miantomboka amin’ny ampitson’ny sabata amin’ny andro nitondranareo ny amboara hahevaheva dia hanisa herinandro fito mipaka ianareo.


ary ho an’ny biby fiompinao koa sy ny biby dia, eo amin’ny taninao, dia hatao fivelomana ny vokany rehetra.»


Ny andro fahafolon’ny volana fahafito dia tsofy ataovy manakoako ny feon’ny trômpetra; amin’ny andron’ny fanonerana dia tsofy hatraiza hatraiza eo amin’ny taninareo ny trômpetra.


Ary rehefa tonga ny Jobily ho an’ny zanak’i Israely, ny lovany dia hanampy ny an’izay hidirany, ka halana amin’ny lovan’ny fokon-drazanay ny lovany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra