Levitikosy 25:7 - Baiboly Katolika7 ary ho an’ny biby fiompinao koa sy ny biby dia, eo amin’ny taninao, dia hatao fivelomana ny vokany rehetra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 ary ho an’ny biby fiompinao sy ny bibidia izay eo amin’ny taninao; izay vokatra rehetra eo no ho sakafo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 ny biby fiompianareo sy ny bibidia izay eo amin’ny taninareo koa aza, dia ny zavatra rehetra voajanahary vokatry ny tany no hohaniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 ny biby fiompianareo sy ny bibidia izay eo amin’ny taninareo koa aza, dia ny zavatra rehetra voajanahary vokatry ny tany no hohaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 sy ny biby fiompinao ary ny bibidia izay eo amin’ny taninao; izay vokatra rehetra eo no hohaniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 sy ny biby fiompinao ary ny bibidia izay eo amin'ny taninao; izay vokatra rehetra eo no hohaniny. Jereo ny toko |