Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 22:24 - Baiboly Katolika

24 Aza aterinareo ho an’i Iaveh izay biby voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ny vihiny; aza manao izany amin’ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Izay voaporitra na voatoro na voaongotra na voadidy ho afaka ny vihindahiny, dia tsy azonareo atolotra ho an’NY TOMPO; ary aza manao izany eo amin’ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Izay voaporitra na voatoro vihindahy ary koa voaombotra na voadidy vihindahy amin’ireo biby ireo, dia tsy azonareo aterina ho AHY; ary aza manao famosiram-biby ianareo, rehefa mby eo amin’ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Izay voaporitra na voatoro vihindahy ary koa voaombotra na voadidy vihindahy amin’ireo biby ireo, dia tsy azonareo aterina ho AHY; ary aza manao famosiram-biby ianareo, rehefa mby eo amin’ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an’i Jehovah; ary aza manao izany eo amin’ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an'i Jehovah; ary aza manao izany eo amin'ny taninareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:24
4 Rohy Ifampitohizana  

izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.


Aza manatitra izay manan-kilema fa tsy hankasitrahina izany.


Raha hatao fanatitra an-tsitrapo, dia azo vonoina ihany ny omby na ondry, diso lava na fohy rantsan-tanana; fa raha fanalam-boady, tsy ankasitrahina ny sorona toy izany.


«Tsy hisy olona haka ny vadin-drainy na hanainga ny firakofan-drainy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra