Levitikosy 19:29 - Baiboly Katolika29 Aza mandoto ny zanaka vavinao amin’ny fampijangajangana azy, fandrao mivarilavo amin’ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Aza mampijangajanga ny zanakao vavy ka hampaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 «Aza manala baràka ny zanakavavinareo amin’ny fampijangajangana azy; fandrao ny mponina eo amin’ny tany no hivarilavo amin’ny fijangajangana ka ho feno haratsiam-pitondrantena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 «Aza manala baràka ny zanakavavinareo amin’ny fampijangajangana azy; fandrao ny mponina eo amin’ny tany no hivarilavo amin’ny fijangajangana ka ho feno haratsiam-pitondrantena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijanganjanga ny tany ka ho feno fahavetavetana. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana. Jereo ny toko |