Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 18:17 - Baiboly Katolika

17 Aza manokatra ny fitanjahan’ny vehivavy aman-janany vavy, aza maka ny zanaka vavin’ny zanany lahy, na ny zanaka vavin’ny zanany vavy, mba hanokatra ny fitanjahany, fa mpihavana akaiky izy, ka mahameloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Aza mandry amin’ny vehivavy sy ny zanany vavy; aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, handry aminy; havany akaiky ireo ka fahavetavetana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 «Aza miray amin’ny vehivavy anankiray no sady hiray amin’ny zananivavy na koa hiray amin’ny zafikeliny vavy, nateraky ny zananilahy na zananivavy, satria mpihavana akaiky ilay vehivavy sy ny zanaka aman-jafiny ka firaisana mampifamotitra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 «Aza miray amin’ny vehivavy anankiray no sady hiray amin’ny zananivavy na koa hiray amin’ny zafikeliny vavy, nateraky ny zananilahy na zananivavy, satria mpihavana akaiky ilay vehivavy sy ny zanaka aman-jafiny ka firaisana mampifamotitra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Aza mandry amin’ny vehivavy sy ny zanani-vavy; aza maka ny zanakavavin’ny zanani-lahy, na ny zanakavavin’ny zanani-vavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Aza mandry amin'ny vehivavy sy ny zananivavy; aza maka ny zanakavavin'ny zananilahy, na ny zanakavavin'ny zananivavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 18:17
4 Rohy Ifampitohizana  

Aza maka ny rahavavin’ny vadinao ho rafiny, amin’ny fanokafana ny fitanjahany sy ny an’ny vadinao izay mbola velona.


Raha misy lehilahy mampirafy vehivavy mianaka, dia heloka be vava izany, ka samy hodorana amin’ny afo izy sy iretsy vehivavy, mba tsy hisian’izany heloka izany eo aminareo.


satria iriny mafy ny hahita ny vovo-tany eo an-dohan’ny olona ory; sy ataony izay hiketrahan’ny lalan’ny madinika; satria olo-mianaka izy samy mandeha amin’ny zazavavy iray ihany mba handotoany ny Anarako masina;


Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny rafozam-baviny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra