Levitikosy 15:24 - Baiboly Katolika24 Raha misy lehilahy mandry aminy, ka mankeo amin’ny fahalotoan’io vehivavy io, dia haloto hafitoana izy ary izay farafara rehetra handriany dia haloto avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Raha misy lehilahy mandry amin’ny vehivavy ary mankeo aminy ny ra amin’ny fadimbolany dia haloto hafitoana izy ary izay rehetra andriany dia haloto koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Raha misy lehilahy miray amin-dravehivavy mandritra izany fadimbolany izany, dia itsihan’ny rany izy ka haloto mandritra ny fito andro; ary izay farafara handrian’io lehilahy io dia haloto koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Raha misy lehilahy miray amin-dravehivavy mandritra izany fadimbolany izany, dia itsihan’ny rany izy ka haloto mandritra ny fito andro; ary izay farafara handrian’io lehilahy io dia haloto koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary raha misy lehilahy mandry amin-dravehivavy, ary mankeo aminy ny fadimbolany, dia haloto hafitoana izy, ary izay rehetra andriany dia haloto koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary raha misy lehilahy mandry amin-dravehivavy, ary mankeo aminy ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy, ary izay rehetra andriany dia haloto koa. Jereo ny toko |