Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 14:26 - Baiboly Katolika

26 Raha efa izany dia haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany havia ny diloilo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Hakan’ny mpisorona ny diloilo ka hararany eo amin’ny felatanany havia;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 ary hangalan’ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo am-pela-tànany ankavia;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 ary hangalan'ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo ampela-tànany ankavia;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:26
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa avy namono ny zanak’ondry hatao sorona fanonerana ny mpisorona, dia hangalany ny ra avy amin’ny sorona fanonerana, hatentiny amin’ilay midio eo amin’ny tendron’ny ravin-tsofiny havanana sy ny ankiben-tanany havanana, ary ny ankiben-tongony havanana.


Ny rantsan-tanany havanana no hanaovan’ny mpisorona ny famafazana impito amin’ny diloilo izay eo an-tanany ankavia, eo anatrehan’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra