Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 14:15 - Baiboly Katolika

15 Dia halain’ny mpisorona ny diloilo iray loga, ka haidiny amin’ny felatanany havia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 ary hakan’ny mpisorona ny diloilo iray loga ka haidiny eo amin’ny felatanany havia;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Hangalan’ny mpisorona koa ny menaka antsasa-litatra, ka haidiny eo am-pelatanany havia;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Hangalan’ny mpisorona koa ny menaka antsasa-litatra, ka haidiny eo am-pelatanany havia;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 ary ny diloilo iray loga dia hangalan’ny mpisorona ka haidiny eo am-pela-tànany ankavia;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 ary ny diloilo iray loga dia hangalan'ny mpisorona ka haidiny eo am-pelatanany ankavia;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:15
5 Rohy Ifampitohizana  

Andriamanitra ô, tafatoetra mandrakizay ny seza fiandriananao; tehim-pahamarinana, ny tehim-panjakanao.


Amin’ny andro fahavalo izy hitondra zanak’ondry tsy misy kilema roa, ondrivavy vao iray taona, tsy misy kilema, iray, lafarina tsara indrindra telo ampahafolon’ny efah, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra, ary diloilo iray loga.


Hatsoboky ny mpisorona amin’ny diloilo izay eo am-pelatanany havia, ny rantsan-tanany ankavanana, hanaovany famafazana impito eo anatrehan’i Iaveh amin’ny rantsan-tanany.


Satria izay nirahin’Andriamanitra dia milaza ny tenin’Andriamanitra fa tsy misy fetrany no fanomen’Andriamanitra ny Fanahy.


Fa ianareo kosa dia voahosotr’ilay Masina, ka mahalala ny zavatra rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra