Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 13:54 - Baiboly Katolika

54 dia asaina sasany ilay zavatra voa, vao hatokany toerana hafitoana indray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

54 dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany ary hatokany toerana mandritra ny hafitoana indray.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

54 dia hasainy hosasana izany ary hatokany toerana indray mandritra ny fito andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

54 dia hasainy hosasana izany ary hatokany toerana indray mandritra ny fito andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

54 dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokany toerana hafitoana indray izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

54 dia hasain'mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokana toerana hafitoana indray izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:54
2 Rohy Ifampitohizana  

Raha hitan’ny mpisorona anefa fa ny fery tsy nanitatra amin’ny fitafiana, na amin’ny kofehy natao tenany na fahany, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona izany,


Raha efa izany, hozahan’ny mpisorona ny fery amin’ilay zavatra efa nosasana, ka raha tsy niova toetra izy, sady tsy nanitatra, dia maloto ilay zavatra, ka dory amin’ny afo; fa efa nasian’ny habokana ny lafitsarany na ny lafiratsiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra