Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 13:53 - Baiboly Katolika

53 Raha hitan’ny mpisorona anefa fa ny fery tsy nanitatra amin’ny fitafiana, na amin’ny kofehy natao tenany na fahany, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

53 Rehefa mizaha azy ny mpisorona ka hitany fa tsy niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na teo amin’ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

53 Fa rehefa nozahan’ny mpisorona ka hitany fa tsy nitaran’ny holatra ilay zavatra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

53 Fa rehefa nozahan’ny mpisorona ka hitany fa tsy nitaran’ny holatra ilay zavatra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

53 Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin’ny fitafiana, na teo amin’izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin’izay zavatra natao tamin’ny hoditra,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

53 Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin'ny fitafiana, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:53
3 Rohy Ifampitohizana  

amin’ny kofehy rongony na volon’ondry, hatao tenany na fahany, amin’ny hoditra na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra,


Hodorana ny fitafiana, ny kofehy rongony madinika na volon’ondry hatao tenany na fahany, ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona, izay misy ny fery, fa habokana ratsy izany, hodorana amin’ny afo ny zavatra.


dia asaina sasany ilay zavatra voa, vao hatokany toerana hafitoana indray.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra