Levitikosy 13:33 - Baiboly Katolika33 dia hiharatra ilay voan’ny kimavo, afa-tsy amin’izay misy ny fery, ary hanokan-toerana azy hafitoana indray ny mpisorona; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 dia hiharatra izy fa tsy hoharatany ny misy ny aretina. Hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny hafitoana indray ilay olona be hatina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 dia tokony hiharatra ilay marary, saingy ny faritra misy fery tsy hoharatany; ary hatokan’ny mpisorona toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 dia tokony hiharatra ilay marary, saingy ny faritra misy fery tsy hoharatany; ary hatokan’ny mpisorona toerana fanindroany mandritra ny fito andro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 dia hiharatra izy, fa ny misy ny aretina tsy hoharatany; ary hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana indray ilay olona kongonina. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 dia hiharatra izy, fa ny misy ny aretina tsy hoharatany; ary hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana indray ilay olona kongonina. Jereo ny toko |