Levitikosy 13:29 - Baiboly Katolika29 Raha misy lehilahy na vehivavy voan’ny fery amin’ny lohany na amin’ny saokany, dia hozahan’ny mpisorona ny fery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 «Raha misy lehilahy na vehivavy manana fery eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 «Raha misy lehilahy na vehivavy manana fery eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin’ny lohany na eo amin’ny saokany, Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary raha misy lehilahy na vehivavy manana aretina eo amin'ny lohany na eo amin'ny saokany, Jereo ny toko |